– HETSIKA – Niverina indray ny hetsika Grande Braderie de Madagascar rehefa nihantona roa taona noho ny valanaretina Covid-19
– FANATANJAHAN-TENA – Hovitaina alohan’ny faha-26 Jona ny lafika fihazakazahana vita amin’ny akora « tartan » ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina
– BAOLINA KITRA -Hiara-hiainga rahampitso sabotsy indray ireo mpilalaon’ny Barea miala avy eto Madagasikara ka hiatrika ny lalao mandroso amin’ny andro voalohan’ny fifanintsanana amin’ny Amboaran’ny Afrika
