VAOVAO MINUTE FLASH 27 OKTOBRA 2020

https://youtu.be/LntEwGd4miU
-VALANARETINA : Hamafisina fanaraha-maso ny fampiharana ny fepetra ara-pahasalamana
-FIVEZIVEZENA : Tsy mbola azo atao ny mampiasa ny seza afovoany anaty taxi-be
-SOSIALY : Mankalaza ny faha 50 taona ny niasany teto Madagasikara ny Père Pedro