– FAHASALAMAN’NY SAINA- Niompana tamin’ny fandraisana an-tanana ara-tsaina ireo ankizy iharan’ny herisetra ny Kongresy nasionaly faharoan’ny psykôlôgy eto Madagasikara.
– VALANARETINA-Miisa 39 hatreto ireo endrika fahasarotana tsy iriana tsikaritra aorian’ny fanaovam-baksiny (MAPI) ho an’ny fanaovam-baksiny hisorohana ny coronavirus.
– FANATANJAHANTENA : Tsy tafiditra ao anatin’ireo mpilalao 24 notsongain’i Eric Rabesandratana i Abel Anicet Andrianantenaina sy Carolus Andriamahitsinoro
