VAOVAO – MINUTE FLASH 27SEPTAMBRA 2021

– FAMATSIANA – Hanafatra vokatra ilaina andavanandro 20 sambo ny fitondram-panjakana hifehezana ny vidin’entana eny an-tsena
– FITATERANA ANDRENIVOHITRA – Hialana amin’ny fahalotoan’ny rivotra ny fitaterana an-tariby hoy ny filoha Andry Rajoelina
– FANATANJAHAN-TENA – Ny Gendarmerie nationale Volley-ball sy ny Stef’auto no nandrombaka ny anaram-boninahitra Tompondakan’i Madagasikara 2021