VAOVAO – MINUTE FLASH 28 APRILY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : 17 no maty noho ny aretina covid-19, 320 ireo tranga vaovao ny talata 27 Aprily
– VALANARETINA : Tonga teny Ivato androany Alarobia ireo concentrateur d’oxygène miisa 2000 nafaran’ny fitondram-panjakana
– FIOMPIANA : Kavinomby elektronika miisa 100 000 natao ho an’ireo omby any amin’ny faritra Anosy, Androy, Atsimo Andrefana ary Ihorombe