– FAMPIANARANA – Voatazona ho amin’ny alatsinainy 31 Janoary ny fidiran’ny mpianatra, ho hafainganina ny fikarakarana ireo sekoly simba sy nandraisana traboina
– LOZA VOAJANAHARY – Tafiakatra 48 ireo maty raha ny tatitra avy amin’ny BNGRC, miisa 130.000 kosa ireo traboina
– VOIN-KAVA-MAHATRATRA – Nitondra ny anjara biriky ho fanampiana ireo traboina ny Vondrona Inviso
