– VALANARETINA : Olona iray no namoy ny ainy noho ny Covid-19, olona valo no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina omaly talata
– FISOROHANA – Tsy voatery hisoratra anarana eny amin’ny tobim-pahasalamana ireo te hanao vakisiny fa ho afaha hisoratra amin’ny alalan’ny teknojia ampitain-davitra
– BAOLINA KITRA – Tafiakatra amin’ny dingana manasa-dalana iadiana ny amboaran’i Madagasikara miaraka amin’ny ekipan’ny Pro League telo ny CFFA Analamanga

