VAOVAO – MINUTE FLASH 28 MARTSA 2022

VALANARETINA – Nahita fitomboany kely indray ny isan’ireo mararin’ny Covid-19 teo anelanelan’ny 19 hatramin’ny 25 Martsa.
FIARAHA-MONINA – Miisa 98 ireo trangana herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy teo anivon’ny borigadin’ny polisy vehivavy manakaiky vahoaka ao Toamasina hatrimin’ny taona 2019.
TOETRANDRO – Mbola nampitandrina tamin’ny orambe ihany ny avy ao amin’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro androany alatsinainy