VAOVAO – MINUTE FLASH 29 APRILY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Enina no maty noho ny Covid-19 ny alarobia faha-29 Aprily, 186 ireo tranga vaovao
– ANDRIM-PANJAKANA : Lany ho filohan’ny Fitsarana Avo momban’ny lalàm-panorenana i Florent Rakotoarisoa
– FANATANJAHAN-TENA : Tsy hiatrika ny fiadiana ho tompondakan’i Afrika amin’ny taranja baolina kitra lalaovina ambony fasika ny ekipam-pirenena malagasy