– TOETRANDRO : Mampitandrina ireo marefo manoloana ny fahalotoan’ny rivotra eny Ambohidahy ny sampana mpamantatra ny toetrandro
– RAHARAHA SOAVIMASOANDRO : Telo taona an-tranomaizina sazy mihantona sy lamandy iray tapitrisa ariary no sazy nomen’ny fitsarana ilay ray azo sary nanasazy ny zanany lahy
– TSY FANJARIANTSAKAFO ANY ATSIMO : Mbola hanano sarotra ny efa-bolana voalohan’ny taona 2021

