VAOVAO – MINUTE FLASH 29 JOLAY

-CORONAVIRUS – Mananika ny 100 ny isan’ireo lavon’ny coronavirus
-TOE-KARENA – Nampitsahatra ao anaty fotoana voafetra ny famokarany ny orinasa Star ary mandany ireo vokatra efa voaodina
-TSY FANJARIAN-TSAKAFO – Ho mafy kokoa ny fiatrehana ny maitso ahitra any amin’ny faritra atismo amin’ity taona ity, hoy ny Usaid