– VAROTRA- Mitaky ny fampiharana ny vidin’ny lavanila ho 75 000 ariary ireo mpamboly any amin’ny faritra Sava
– FAMPIANARANA- Hanomboka ny voalohan’ny volana septambra ary hifarana ny faran’ny volana jona ny taom-pianarana 2021-2022
– BAOLINA KITRA- Mpilalao avy eto an-toerana miisa 30 sy Njiva Rakotoharimalala no voafidy hiatrika ny fifaninana Cosafa any Afrika Atsimo

