– FOTODRAFITRASA – Mampahatsiahy ny tokony tsy hampiasana ny lalana rehetra amin-javatra hafa ankoatra ny fitaterana olona sy entana ny minisitera misahana ny asa vaventy sy ny minisitera misahana ny fitaterana
– FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO – Teratany vahiny iray no tratra nanafina volamena sy vato sarobidy tany anaty vatany
– VAROTRA – Mihoatra ny 2.900 taonina ny lavanila naondran’i Madagasikara nandritra ny taom-panondranana 2021-2022.
