VAOVAO – MINUTE FLASH 30 DESAMABRA 2022

– JUDO – Ireo mpiady avy eto an-toerana no omena laka amin’ny lalaon’ny nosy 2023
– FIARAHA-MIASA – Hiara hiasa i Madagasikara sy i Inde amin’ny fametrahana ireo taninketsa indostrialy
– FAMPIANARANA AMBONY – Manohana ny talen’ny CROUA ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra sampana Antananarivo
– BASKETBALL – Ny volana Aprily indray ny fampivondronana manaraka ireo Ankoay latsaka ny 19 taona, ho tonga avokoa ireo mpilalao mpila ravinahitra