– VALANARETINA : Niampy iray ny namoy ny ainy noho ny covid-19, olona fito vaovao mitondra ny tsimokaretina
– RAHARAHAM-PIRENENA : Manameloka ny fikasana handrombaka ny fahefana amin’ny alalan’ny herisetra ny fiangonana katolika
– FITSARANA : Mpisolo vava vaovao 40 no nahazo ny fanamarinana fahafahana manao ny asa-na mpisolo vava

