– FOTODRAFITRASA – Maneho fahalinana amin’ny tetikasa fanamboaran-trano amin’ny fanontana 3D izay natomboka tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny oniversite EMIT Fianarantsoa n’y fitondram-panjakana
– FITATERANA AN’HABAKABAKA – Tsy manantena lohataom-piasana 2022 tsara ny mpisehatra eo amin’ny fizahantany ho an’ny volana Martsa ka hatramin’ny volana Oktobra.
– FANAMPIANA ARA-TSOSIALY – Hanome fanampiana 10.000 ariary isaky ny kilonga ho an’ireo ankizy 4.500 any amin’ny kaominin’i Tataho any Manakara ny Unicef
