VAOVAO – MINUTE FLASH 30 MAY 2022

– VALANARETINA : Miisa roa ireo namoy ny ainy noho ny Covid-19, 63 kosa ireo marary vaovao teo anelanelan’ny 24 hatramin’ny 27 Mey
– LOZA VOAJANAHARY : Manentana ny mponina hampahafantatra ny toerana misy andiam-balala ny ivontoerana famongorana ny valala
– BAOLINA KITRA : Tsy handray anjara amin’ny lalao hatrehan’ny Barea any Ghana i Carolus Andriamahitsinoro noho ny ratra mahazo azy