BAOLINA KITRA – Mpijery 10 000 no nahazoana alalana amin’ny lalao hifanandrinan’i Madagasikara sy ny Repoblika Demokratikan’i Congo ny 10 Oktobra izao
FAMATSIAM-BOLA – Hanamboarana ny fantsona miala eo Tolagnaro hamatsy rano an’Ambovombe sy hanarenana ny lalana Ihosy- Betroka ny ampahany betsaka amin’ilay famatsiam-bola avy amin’ny FMI, hoy ny Filohan’ny Repoblika.
HETSIKA – Nampahafantatra ny vokatra sy ny fandraharahana azo atao any aminy ny faritra Itasy nandritra ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Faritra
