– FITATERANA – Tsy handalo eo ambonin’ny kolejy Masindahy Misely Amparibe ny teleferikan’Antananarivo
– FITATERANA AN’HABAKABAKA – Ho ampitomboina ny isan’ny sidina mampitohy an’Antananarivo amin’i Parisy, misokatra amin’ny La Réunion sy Mayotte ny sidina amin’ny faritra sasany
– FIZAHAN-TANY – Mitaky ny fisokafan’ny sisin-tany tanteraka sy ny sidina ho an’ireo kaompaniam-pitaterana an’habakabaka rehetra ireo mpisehatra amin’ny fizahan-tany.
