HETSIKA ARA-POLITIKA : Tsy maintsy anaty efitrano manomboka izao ny famoriana olona ataon’ireo mpanao politika, hoy ny ministra Justin Tokely.
LOZA : Trano iray nihotsaka tetsy Behoririka, olona folo avotra, efatra maty ary iray kosa mbola nokarohina.
FANDRIAM-PAHALEMANA : Hita tany Sonierana Ivongo ireo basin’ny mpitandron’ny filaminana very tao Vavatenina.
TONTOLO IAINANA : Zanaka rofia 5.000 fototra no voavoly tao Ampahazony Kaominina Belobaka tao Mahajanga.
