VAOVAO MINUTE FLASH 6 MAY 2022

FITATERANA : Tsy afa-po amin’ny drafi-pitantanana an’i Air Madagascar ny minisitry misahana ny fitaterana.
FANATANJAHANTENA : Mangataka ny hanemorana ireo lalao fifanintsanana amin’ny CAN 2023 handraisany anjara i Madagasikara
MOZIKA : Tao anatin’ny dimy andro monja dia lafo avokoa ny tapakila amin’ny fampisehoan’i Oboy, ilay mpiangaly rap frantsay, malagasy fiaviana.