VAOVAO – MINUTE FLASH 6 OKTOBRA 2020

Affiche YouTube

– FIAROVANA NY ANKIZY – Zaza tsy ampy taona 112 no niharan’ny herisetra ara-nofo tany Tolagnaro hatramin’ny volana Janoary teo
– VALANARETINA – Avy any Paris ny olona roa tamin’ireo olona 30 vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– TOETRANDRO – Rivo-doza telo hatramin’ny dimy eo no hihaodihaody aty amin’ny afri-dranomasina