VAOVAO – MINUTE FLASH 7 SEPTAMBRA 2020

– FANADINAM-PANJAKANA : 69, 40% ny taham-pahombiazana hoan’ny fanadinana CEPE taona 2020
– VALANARETINA – Niampy roa ny lavon’ny tsimokaretina coronavirus, 33 ireo tranga vaovao voamarina fa Cobid-19
– POLITIKA – Nanatitra taratasy fitarainana tany amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàm-panorenana momba ny tsy fanarahan-dalàna tamin’ny fifidianana ny lalàna fankatoavana didy hitsivolana ireo loholona vitsivitsy