– VALANARETINA – Olona telo no lavon’ny Covid-19 omaly talata, 28 ireo tranga vaovao
– FETIN’NY FAHALEOVAN-TENA- Miankina amin’ny tapaky ny filan-kevitry ny minisitra ny fandaharam-potoana ho an’ny fankalazana ny faha 61 taona.
– FAMBOLENA- Efa mahatratra 1 350 ariary ny vidin’ny vary akotry any amin’ny faritra Alaotra Mety hiakatra indray ny vidin’ny vary amin’ity taona ity.

