VOASAMBOTRA NY ENINA TAMIN’IREO « BANDE DES 10 »

BANDE DES 10 – Voasambotra ny enina tamin’ireo « Bande des 10 » izay malaza amin’ny fanaovana asa ratsy eto Antananarivo sy ny manodidina.