– ASA VAVENTY – Hamboarina ny lalana mampitohy an’Ambondromamy
sy Ambanja, hoy ny goverinoran’ny faritra Sofia
– FIAHIANA SOSIALY – Niampy 14 ireo mpikambana ao amin’ny OMDA no mandray ny fisotroan-dronony
– BAOLINA KITRA – Nakan’ny fitondram-panjakana fiaramanidina manokana hitondra azy any Luzaka Zambia ny ekipan’ny CFFA
