VONJY VOINA

14 septambra, andro maneran-tany ho an’ny vonjy voina. Mbola latsaky ny 3% ireo malagasy niofana momba ny vonjy voina.