Firaisan-kina no lakilen’ny fampandrosoana, hoy ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina nandritra ny kabariny nanamarihana ny faha-60 taonan’ny Fahaleovantena. Niantso ny olom-pirenena sy ny hery velona isan-tsokajiny izy hiara-kibanjina ny ho avy sy hiara-kientana ho an’ny 60 taona manaraka.
Araho eto amin’ny pejin’ny 2424.mg manomboka ny 26 Jona ny fandaharana manokana mikasika ny faha-60 taonan’ny Fahaleovantena













