60 TAONAN’NY ANTENIMIERANDOHOLONA

Fanamarihana ny faha 60 taonan’ny Antenimierandoholona

Nohamafisin’ny filohan’ity andrim-panjakana ity fa manana anjara asa lehibe ny Antenimierandoholona eto amin’ny firenena ary tsy latsa-danja amin’ny andrim-panjakana hafa.