ASA FANAOVAN-GAZETY

Isan’ireo fiovana nentin’ny volavolan-dalana mifehy ny asa fanaovan-gazety ny nampiakarana ny lamandy ho an’ireo mpanao gazety meloka tamin’ny fanatanterahana ny asany. Niakatra ho telo tapitrisa ariary ka hatramin’ny enina tapitrisa ariary izany onitra izany.