FAHAVARATRA : FIKOJAKOJANA MOTO

Amin’izao fotoana izao, maro ireo moto simba noho ny rotsak’orana. Ilaina araka izany ny misoroka sy mahafantatra ny tokony atao mba hialana amin’izany.