Nohon’ny fanavaozana sy fanitarana ny làlana eto Antananarivo dia nitohana avokoa ny fifamoivozana ny alarobia 28 aogositra. Raha ny momban’ny eo Antanimena manokana dia nanambara i Sekilahy Betrefy, injeniera, izay miasa eo an-toerana fa mbola haharitra roa volana ny asa.













