FIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA – Nambaran’ny Ceni ary fa miisa 6 275 ny kandidà hofidiana Ben’ny tànana, ary 4 902 ny hiady ny toeran’ny mpanolotsaina. Hirosoana ary hatao ny fifidianana izay ho Ben’ny tanàna na dia tsy nahitanana kandida afatsy iray aza ny kaominina sasany. Torak’izany koa ny fifidianana ny mpanolotsainanan’y kaominina na dia nisy toerana tsy nahitanana kandidà na iray aza nirotsaka hofidiana.