Fihanaky ny Coronavirus : Tsy hiverina hikatona ireo sekolim-panjakana

Raha maro ireo sekoly tsy miankina no nanakatona ny varavaravy anio nohon’ny fiakarana tampoka nisy teo amin’ireo voan’ny coronavirus ary nahatratra mpianatra maro dia milaza ireo tompon’andraikitra teo anivon’ny sekolim-panjakana fa hatreto dia mbola tsy hiverina hikatona izy ireo.