HANDISPORT – BASKET : Vonona hibata ny amboara ireo mpilalao
Nanomboka ny 03 desambra 2019 teo ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka ny ranomasimbe indiana ho an’ny manana fahasembanana, ary tsy hifarana raha tsy amin’ny ny alahady 08 desambra 2019 ho avy izao. Mampiantrano ny lalao i Madagasikara amin‘ity andiany faha 18 ity.