HETSIKA VOATRA

Mbola misy ireo sakana tsy ahafahan’ny mpamorona miditra amin’ny tsena lehibe. Izany no tsapa nandritry ny hetsika « Voatra » izay nisokatra ny 24 oktobra tetsy Anosy ary hifarana ny 26 oktobra.