?SAKAFO BE OTRIKAINA – Anisan’ny fomba iray ahafahantsika mandresy ny coronavirus ny fihinànana sakafo mitondra otrikaina.

Ao anatin’izany ny sakafo betsaka Vitamina A (bêta-carotène), izay manampy amin’ny famokarana sela fotsy (globule blanc) izay miaro ny vatana amin’ny aretina.