ANTANANARIVO – Hisokatra amin’ny ampahany mandritra ny fihaonana an-tampon’ny SADC ny fitaterana an-tariby
FIHAONANA – Hontaterahina eny Tsarasaotra ny Bazar’-n’ny SADC
FANABEAZANA – Hanome fanampiana ara-bola ireo tovovavy mianatra amin’ny sekolim-panjakana manerana ny faritra 16 eto Madagasikara ny fanjakana
VAROTRA- Jirofo manodidina ny 10 000 taonina no naondran’i Madagasiakara tamin’ny enimbolana voalohan’ity taona ity
DIPLOMASIA – Tonga eto Antananarivo i Bruno Cunniah, masoivoho vaovaon’ny Nosy Maorisy.














