« Raha resaka isana dokotera, na Covid na tsy Covid, resaka fitsinjarana foana no olana. Aty amin’ny tanàn-dehibe daholo no misy ny dokotera noho ny antony maro : fianaran’ny ankizy, fandriam-pahalemana, sns. Any ambanivohitra rehetra any tsy ampy. Ny any amin’ny hopitaly no efa manomboka misy fahasarotana dia voatery maka dokotera hafa manampy. »
Arahinao anio hariva amin’ny 8ora sy sasany eto amin’ny 2424.mg
