RAHARAHAM-PIRENENA : Nisokatra androany talata ny fivoriana ara-potoana voalohany teo anivon’ny Parlemanta
FIFIDIANANA : Tokony hitovy ny herijika ho an’ny mpifaninana rehetra amin’ny fifidianana solombavam-bahoaka hoy Jean Jacques Rabenirina
FIHAONANA : Lasa any Abu Dhabi ny Filoha Andry Rajoelina
TONTOLO IAINANA : Teratany vahiny iray no tratra saika hanondrana biby antsokosoko tetsy Ivato
RUGBY CAN 2024– Mitady fandresena manoloana an’i Kamerona I Madagasikara ahazoana ny tapakila hiatrehana ny Amboara eran-tany hoan’ny rugby vehivavy














