VAOVAO MINUTE FLASH 10 SEPTAMBRA 2025

ANTANANARIVO – Manomboka ny fanavaozana ny foto-drafitrasa famatsiana rano etsy Betongolo
FANABEAZANA FOTOTRA : Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny EPP vaovao eny Iavoloha
FAMPIANARANA AMBONY : Varavarana misokatra eny amin’ny Fakiolte EGS eny Ambohitsaina amin’ny faran’ny herinandro
RAHARAHAM-BAHINY : Miomana amin’ny fandraisana anjara amin’ny fivoriamben’ny Firenena Mikambana faha-80 i Madagasikara
BAOLINA KITRA – Hifanandrina amin’i Malawi i Madagasikara ny zoma izao mandritry ny Cosafa Cup U17