VAOVAO – MINUTE FLASH 13 FEBROARY 2024

– FANABEAZANA : Tanora miisa iray tapitrisa no hofanina amin’ny teknolojia vaovao hoy ny Filoha Andry Rajoelina tany Dubai
– FENOARIVO ATSINANANA : Manodidina ny 2.100 eo ireo tra-boina vokatry ny orambe omaly
– FAMPANDROSOANA : Ho tontosaina amin’ity taona ny hetsika iraisam-pirenena ho an’ny asa-tanana
– FANATANJAHAN-TENA : Handray anjara amin’ny lalao phygital basketball any Rosia i Madagasikara