ROTSAK’ORAMBE – Miato ny fampianarana any amin’ny distrika maro amin’ny tapany atsinanana
TOETRY NY ’ANDRO – Misy ny fampilazana loza miloko mena ho an’i Fenoarivo-Atsinanana, Toamasina, Vavatenina ary i Vatomandry noho ny fahabetsahan’ny rotsak’orana
FIFANDRAISANA IRAISAM-PIRENENA – Lasa any Maraoka ny filohan’ny Antenimieran-doholona, ny jeneraly Richard Ravalomanana
VAROTRA – Mitohy hatramin’ny 17 Febroary izao ilay hetsika »Kanton’i Gasikara » eny amin’ny zaridainan’Antaninarenina
