TAFIKA – Nandray ny asany amin’ny maha lehiben’ny Etamazaoron’ny tafika azy ny jeneraly Manantsoa Rakotoarivelo Deramasinjaka androany
FIFIDIANANA – Homena solombavambahoaka roa ny distrikan’i Antsirabe noho izy renivohitra indostrialy raha ny fanazavan’i Lalatiana Rakotondrazafy, mpitondra tenin’ny governemanta
ANTANANARIVO – Nanao hetsika fanadiovana faobe manerana ny boriboritany enina ny kaominina
HETSIKA – Tolotra maro samihafa momba ny fizahantany eto Madagasikara no hita etsy Antaninarenina
RAHARAHAM-PIRENENA – Ny 8 jona no hivoaka ny voka-pifidianana vonjimaika amin’ny fifidianan solombavambahoaka, araka ny nambaran’ny mpitondratenin’ny governemanta














