VAOVAO MINUTE FLASH 15 MEY 2024

JIRAMA : Voasazy 10 taona asa an-terivozona ireo tale jeneraly mirahalahy teo aloha
JIRAMA : Averina ny fampisitrahana herinaratra ireo mpanjifa voatery tapaka herinaratra noho ny fanesorana kaontera na halatra taribin-jiro
VAKINANKARATRA : Nanokatra ny CSB II tao Antanifotsy ary nizara kara-tany maherin’ny 3 alina ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina
FIFANINANANA ADIHEVITRA : Tafakatra amin’ny dingan’ny manasa-dalana ny ekipan’ny Université catholique de Madagascar
FANDRAHARAHANA : Misokatra hatramin’ny 18 Jona ny fisoratana anarana amin’ilay fifaninanana  »Challenge Startupper de l’Année »