VAOVAO – MINUTE FLASH 20 AOGOSITRA 2024

BAOLINA KITRA – Rahampitso alarobia no hifandona amin’ny DPS Lunda Sul avy any Angola ny Elgeco Plus
FANADINAM-PANJAKANA – Andrasana amin’ny faran’ny herinandro izao ny valim-panadinana bakalorea ho an’Antananarivo
FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO – Sokatra miisa 142 amin’ireo 400 tratra tatsy Kaomoro no tafaverina velona eto Madagasikara
FAMPIOFANANA – Mahatratra 1 146 ireo Tanora nisitraka fiofanana tamin’ny alalan’ny tetikasa Pro Agro Youth
FIFIDIANANA – Efa miroso amin’ny asa fanomanana ny fanaraha-maso ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna ny fiarahamonim-pirenena Safidy