VAOVAO – MINUTE FLASH 22 FEBROARY 2024

RAHARAHA DEPIOTE RALAMBOZAFIMBOLOLONA – Tsy azo raisina ny fangatahana napetraky ny Fitsarana ambaratonga voalohany eto Antananarivo, hoy ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana
FIFAMOIVOIZANA AN-DRANOMASINA – Miato ny fifamezivezen’ny an-dranomasina mampitohy an’i Madagasikara sy i Kaomoro
FITSABOANA – Am-polony ireo tanàna hifantenana ireo marary hisitraka fitsaboana maimaim-poana ao amin’ny sambo-hôpitaly Mercy Ships
FAMBOLEN-KAZO – Velaran-tany mirefy 19.423 hektara no efa voavoly hazo hatramin’ny 26 Janoary
VOLLEYBALL – Miisa 30 ireo ekipa handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny klioba afrikanina (CAVB) faritra fahafito