VAOVAO MINUTE FLASH 22 SEPTAMBRA 2025

FIANARANA : Hihoatra ny 1500 ny visa ho an’ny mpianatra homen’ny masoivoho frantsay eto Madagasikara amin’ity taona ity,
FIRENENA MIKAMBANA : Mandray anjara amin’ny fivoriamben’ny firenena mikambana faha-80 ny filoha Andry Rajoelina
AMBOASARY ATSIMO : Mpianatra an’arivony hisitraka famatsian-drano madio amin’ny alalan’ny fampiasana ny herin’ny masoandro
TSIPY KANETIBE – Tompondaka eran-tany olon-droa miaraka lahy sy vavy i Madagasikara
BAOLINA KITRA – Ady sahala avokoa no azon’ny Elgeco Plus sy ny As Fanalamanga amin’ny fifaninana afrikana omaly alahady