FANOLANANA – Neken’ny Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana ny fampidirana ny famosirana ao anaty fehezan-dalàna famaizana
FANOHERANA – Nizara roa ny vondron’ny kandida tamin’ny fifidianana filoham-pirenena
VOHOKA – Manodidina ny 31 % ny zatovovavy malagasy eo anelanelanelan’ny 15 ka hatramin’ny 19 taona no efa bevoka na efa manan-janaka
TAOZAVATRA – Mbola eo ampiresahana amin’ny ampiasana ireo hazo saro-bidy ho an’ny mpanao asa-tanana malagasy ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny ministera misahana ny asa-tanana.
RUGBY – Nivoaka ny listr’ireo firenena iray tarika amin’ny Makis vehivavy sy Makis lehilahy amin’ny lalao Afrikanina














