VAOVAO MINUTE FLASH 27 FEBROARY 2024

TOETRY NY ANDRO : Misy andian-drahona arahi-maso ao amin’ny ranomasimbe Indianina
RAHARAHAM-PANJAKANA – Hifarana ny 29 febroary ny fandraisana antontan-taratasy ho an’ireo kandida te ho sekreteram-panjakana
FANOLANANA ZAZA – “Tsy i Madagasikara irery ny firenena voalohany nampihatra ny famosirana”, hoy ny ministry ny Fitsaràna.
FANDRAHARAHANA – Ho vita ao anatin’ny dimy andro ny fikirakirana ny fanomezan-dalana ireo mpiasa teratany vahiny
FANATANJAHAN-TENA – Atleta efatra sisa no hisolo tena ny taranja atletisma amin’ny Lalao Afrikanina